(Verse1) . Haiko anao nandehaa yee.. zaho araiky fona antananee. Aiaiaah . Ranomasoko latsaka isanandrooo.. ngoma anoa za. tiahita anao za hooo. ( Chorus1). (Tsy mahatsindry tsihy za koa fa amin'ialigny.. tsy malany vary koa fa homan'kanigny .. téléphone tsy mahafaka angomanee.. 2fois)... (Refrain)..(. Mipodiana mamaneee . Mipodiana vadikooo .2fois ) (.verse2) téléphone isanadro tsy mahafaka angomana. namadiky album eee . Nanetsiky angomana. Ngoma anao za tiakoo . Tiahita anao za bebiii. Mipodiana anao tiakooo .Chorus1). (Tsy mahatsindry tsihy za koa fa amin'ialigny.. tsy malany vary koa fa homan'kanigny .. téléphone tsy mahafaka angomanee.. 2fois)... (Refrain)..(. Mipodiana mamaneee . Mipodiana vadikooo .2fois )