Intro
Eh eh eh…
Aleo aho hiteny androany…
Tsy kilalao ny foko baby…
Yeah yeah…
Je suis Ariot...
Couplet 1
Nijaly zaho nitia anao foana,
Fa iha tsy nahalala ny lanjako akory,
Every night zaho niandry message,
Fa ianao niaraka tamin’olonkafa story.
Tsy hitako intsony izay atao,
Fa love-ko lasa toy ny very làlana,
Je t’aimais pour de vrai baby,
Fa ianao nandrava ny nofinofina.
Pré-Refrain
Ankehitriny aza miverina,
Fa reraka amin’ny mensonge aho,
You played with my heart too long,
Ka aleo ianao handeha izao…
Refrain
Tsy anjaranao intsony aho baby eh!
Na mitomany aza ianao tonight eh!
Fa ny foko efa lavitra anao,
Gone away… gone away…
I gave you love, gave you time,
Fa ianao mbola nandainga ihany,
Ka veloma baby aza miverina,
Fa zaho tsy ho adalanao intsony…
Couplet 2
Mbola tadidiko ireo promesses,
Hoe “ianao ihany no tiako eto”,
Kanefa nony azonao ny fitiavako,
Dia navelanao zaho hitomany irery eto.
Baby maintenant c’est fini,
Zaho mianatra ho sambatra irery,
Your love was just a fantasy,
Ka tsy hiverina intsony baby.
Pré-Refrain
Ankehitriny aza miverina,
Fa reraka amin’ny mensonge aho,
You played with my heart too long,
Ka aleo ianao handeha izao…
Refrain
Tsy anjaranao intsony aho baby eh!
Na mitomany aza ianao tonight eh!
Fa ny foko efa lavitra anao,
Gone away… gone away…
I gave you love, gave you time,
Fa ianao mbola nandainga ihany,
Ka veloma baby aza miverina,
Fa zaho tsy ho adalanao intsony…
Refrain
Tsy anjaranao intsony aho baby eh!
Na mitomany aza ianao tonight eh!
Fa ny foko efa lavitra anao,
Gone away… gone away…
I gave you love, gave you time,
Fa ianao mbola nandainga ihany,
Ka veloma baby aza miverina,
Fa zaho tsy ho adalanao intsony…
Outro
Eh eh eh…
Broken heart but I’m stronger now…
Tsy Anjaranao...
Efa tsy Anjara...
Tsy Anjaranao...
Isaorako tamin'izay vita nao, Ariot aminy izao efa nanouva vaovao, Bye Bye tiaminao lie pelala ah!