Titre1:
Nivezivezy teny foana aho
Isan'andro nitady anao
Fa tsy manadino tsy mety mahafoy
Fa satriko foana ilay fiharahana hitohy
Tena tia tena tia , tokoa
Tena tia tena tia tamin'ny fo
Ny fitiavako anao efa latsaka anaty
Tsy misy mafafa tsy misy mahafafa tsy misy mahafaty
Tsy haiko ny miaina tsy anilanao
Fa very saina tsy mahita atao
Ref :
Fa ianao io irery ma bayby no nambambo ahy
Ianao io irery ma bayby mandresy lahatra ahy
Fo amam–panahy
Ka ity hira ity no atolotro ho anao
F'izao mankafy tsy mahafoy anao
Ka ity hira no atolotro anao
F'izao tena tsy manadino atao
Isan'andro isan'ora mahatsiaro anao eeeh
Titre2:
Ka raha misy adalana natao
Ireo ditraditra izay natezitra anao
Avaloko ireny dia osoloiko vaovao
Ka aza tezitra intsony fa avia
Adinoy ny alahelo mitsiky
Ka andao ary iharaka hikolo
Ilay fitiavana niarahana najoro
Tsy avelan–tsika hirodana
Aleo tohanako tsy avelako ihongana
Tsy avelantsika hirodana
Aleo tohanako tsy avelako ihongana
Ref:
Fa ianao io irery ma bayby no nambambo ahy
Ianao io irery ma bayby mandresy lahatra ahy
Fo amam–panahy
Ka ity hira ity no atolotro ho anao
F'izao mankafy tsy mahafoy anao
Ka ity hira no atolotro anao
F'izao tena tsy manadino atao
Isan'andro isan'ora mahatsiaro anao eeeh