[Intro]
Eny e tsy aiko na enao no malaza na izaho no Tia manetry Tena hainao ny madango sy mikajy ny malemy saina toa manaiky ho resy
[Verse 1 tsy aiko na za no manofy na efa izao no marina. Toa za irery no mitoloko ety andalana. Toa tsy misy topy maso akory izay mahita
Ref
Mbola io lanitra Manga io Anie no loloavina e mbola misy ange ny masoandro e ny rahona mandalo Mety hisava ny zavona matevona hivadika hafanana tsy ho lava izao fa sedra hiany. Ny hirifiry sy ny ngidy Dia tantely malony
[Chorus] tazako ery a lavitra ery ary ilay fanatenana manangasanga fotsy manjopika mampientanetana izay ho Tonga eo ny fotoana ny rivotra manery ahy hijotra ho eny
[Bridge]
Tsy ho ampy ho ahy ny hery mivoka ra to ka maro sehena ireo hatsarana tsy ho voakajy ny tendro po fa NY saina no mametra arain feo ny evitro
[Outro]
Andao isika hotady ny marina hi raisana mbola alavitra Anie iny lalana iny ra hikajy voninahitra. Tazamo ny aloa nefa tsinjovy ny hoavy toy ny vehivavy bevoka mitaiza zaza